Satriko (Antoko Mpihiran'ny Andon'ny Lanitra Antohomadinika (A.M.A.L.A))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Satriko ho tapitra anio ihany
Ny andro fohy iainako eto tononkira.serasera.org an-tany
Raha ny sento maro mianjady
Izay mikiky ny fanahiko

Fa mbola mpiahy tsy manam-paharoa
Raha ny heriny
Ka anakinakko sy miahy koa ny fanahy ety
Ka mora foana ho ahy ypsgz ny hisafidy ny hoe
Izay jlaantz lalana mendrika hodiaviko

Mino aho fa foana
Manomboka anio reo rcdp adim-panahy feno haratsiana
SAtrria Ianao Jesoa velona ato amiko
Ka afa niandrandra ny fiainako

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.4868