Satriko (Antoko Mpihiran'ny Andon'ny Lanitra Antohomadinika (A.M.A.L.A))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Satriko ho tapitra anio ihany
Ny andro fohy iainako eto an-tany
Raha ny sento tononkira.serasera.org maro mianjady
Izay mikiky ny fanahiko
Fa mbola mpiahy tsy manam-paharoa
Raha ny heriny
Ka anakinakko sy miahy koa ny fanahy ety
Ka mora pebb foana ho ahy ny hisafidy ny hoe
Izay lalana mendrika hodiaviko
Mino aho ppvjbps fa foana
Manomboka anio reo adim-panahy feno haratsiana
SAtrria Ianao Jesoa velona ato amiko
Ka afa niandrandra xnggv ny fiainako

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Antoko Mpihiran'ny Andon'ny Lanitra Antohomadinika (A.M.A.L.A)Hits : 979
Likes : 0 Like
Created by : Dapoon
Date : 19/11/2019 21:40