Satriko (Antoko Mpihiran'ny Andon'ny Lanitra Antohomadinika (A.M.A.L.A))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Satriko ho tapitra anio ihany
Ny andro fohy iainako eto an-tany
Raha ny sento maro mianjady
Izay mikiky ny fanahiko

Fa mbola mpiahy tsy manam-paharoa
Raha ny heriny
Ka anakinakko sy miahy koa ny tononkira.serasera.org fanahy ety
Ka mora foana ho ahy ny hisafidy ny sfxpn hoe
Izay lalana mendrika hodiaviko

Mino aho fa foana
Manomboka anio reo adim-panahy feno haratsiana
SAtrria Ianao ceazcoj Jesoa velona ato amiko zpfjz
Ka afa niandrandra ny fiainako

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0339