Misaotra Anao (Antoko Mpihiran'ny Andon'ny Lanitra Antohomadinika (A.M.A.L.A))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Misaotra Anao izahay
Andriamanitra Ray o
Fa nomenao tononkira.serasera.org tombon'andro
Hideranay ny anaranao
Misaotr Anao izahay Andriamanitra
Fa tanteraka ny zdmjv sitraponao
1) Omeo hery ireto tanoranao
Andry iankinan'ny fiangonanao
Mbola maro ny adidy imvgbg tsy vita
Tsofy rano hamita ny irakao
2) fykuvmjc Arotsahy ny herin'ny Fanahy
Mba handresy ny herin'ny satana
Zay mpandrava ny ezaka efa vita
Eto an-tany onenan'ny zanakao
Andriamanitra Ray o
Fa nomenao tononkira.serasera.org tombon'andro
Hideranay ny anaranao
Misaotr Anao izahay Andriamanitra
Fa tanteraka ny zdmjv sitraponao
1) Omeo hery ireto tanoranao
Andry iankinan'ny fiangonanao
Mbola maro ny adidy imvgbg tsy vita
Tsofy rano hamita ny irakao
2) fykuvmjc Arotsahy ny herin'ny Fanahy
Mba handresy ny herin'ny satana
Zay mpandrava ny ezaka efa vita
Eto an-tany onenan'ny zanakao
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Antoko Mpihiran'ny Andon'ny Lanitra Antohomadinika (A.M.A.L.A)Hits : 1100
Likes : 0 Like
Created by : Dapoon
Date : 19/11/2019 21:40
