Misaotra Anao (Antoko Mpihiran'ny Andon'ny Lanitra Antohomadinika (A.M.A.L.A))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
gerwf Misaotra Anao izahay
Andriamanitra qlsww Ray o
Fa nomenao tombon'andro
Hideranay ny anaranao
Misaotr Anao izahay Andriamanitra
Fa tdtgzb tanteraka ny sitraponao

1) Omeo hery ireto tononkira.serasera.org tanoranao
Andry iankinan'ny fiangonanao
Mbola maro ny adidy tsy vita
Tsofy rano hamita ny irakao

2) Arotsahy ny herin'ny Fanahy
Mba handresy ny herin'ny satana
Zay mpandrava ny ezaka efa vita
Eto an-tany onenan'ny zanakao

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.3107