Misaotra Anao (Antoko Mpihiran'ny Andon'ny Lanitra Antohomadinika (A.M.A.L.A))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Misaotra Anao izahay
Andriamanitra Ray o
Fa nomenao tononkira.serasera.org tombon'andro
Hideranay ny gqszjyfh anaranao
Misaotr Anao izahay Andriamanitra
Fa tanteraka ny sitraponao

1) Omeo hery ireto tanoranao wmvy
Andry iankinan'ny fiangonanao fglqbxvw
Mbola maro ny adidy tsy vita
Tsofy rano hamita ny irakao

2) Arotsahy ny herin'ny Fanahy
Mba handresy ny herin'ny satana
Zay mpandrava ny ezaka efa vita
Eto an-tany onenan'ny zanakao

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0316