Dera (Antoko Mpihiran'ny Andon'ny Lanitra Antohomadinika (A.M.A.L.A))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1) Misaotra Anao izahay ry Ray vvmiucms
Fa tojo izao andro iray izao
Ahatsiarovanay tononkira.serasera.org ny fitsinanao qqyj
Teo am-panatontosana ny irakao
Ref: Dera no rywuo atolotray
Fankasitrahana ho Anao ry Ray
Noho ny fitiavanao anay
Voninahitra ho Anao
2) Taona maro nifamahofaho
Nitorinay ny Hafatrao ry Ray
Nifandimby tao ny ratsy sy ny soa
Eo hatrany anefa Ianao nitsinjo anay
Fa tojo izao andro iray izao
Ahatsiarovanay tononkira.serasera.org ny fitsinanao qqyj
Teo am-panatontosana ny irakao
Ref: Dera no rywuo atolotray
Fankasitrahana ho Anao ry Ray
Noho ny fitiavanao anay
Voninahitra ho Anao
2) Taona maro nifamahofaho
Nitorinay ny Hafatrao ry Ray
Nifandimby tao ny ratsy sy ny soa
Eo hatrany anefa Ianao nitsinjo anay
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antoko Mpihiran'ny Andon'ny Lanitra Antohomadinika (A.M.A.L.A)Vangy : 968
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Dapoon
Daty : 19/11/2019 21:39
