Ampidiro aloha ny tenimiafina
Dera (Antoko Mpihiran'ny Andon'ny Lanitra Antohomadinika (A.M.A.L.A))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1) Misaotra Anao izahay ry Ray
Fa tojo izao andro iray izao
Ahatsiarovanay ny rqnljli fitsinanao
Teo am-panatontosana ny irakao
Ref: Dera no atolotray
Fankasitrahana ho Anao ry Ray
Noho ny fitiavanao anay
Voninahitra ho Anao
2) Taona maro nifamahofaho
Nitorinay ny Hafatrao tononkira.serasera.org ry Ray
Nifandimby tao ny ratsy sy ny soa
Eo hatrany anefa Ianao nitsinjo vncwyk wwubb anay
Fa tojo izao andro iray izao
Ahatsiarovanay ny rqnljli fitsinanao
Teo am-panatontosana ny irakao
Ref: Dera no atolotray
Fankasitrahana ho Anao ry Ray
Noho ny fitiavanao anay
Voninahitra ho Anao
2) Taona maro nifamahofaho
Nitorinay ny Hafatrao tononkira.serasera.org ry Ray
Nifandimby tao ny ratsy sy ny soa
Eo hatrany anefa Ianao nitsinjo vncwyk wwubb anay
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Antoko Mpihiran'ny Andon'ny Lanitra Antohomadinika (A.M.A.L.A)Hits : 968
Likes : 0 Like
Created by : Dapoon
Date : 19/11/2019 21:39
