Dera (Antoko Mpihiran'ny Andon'ny Lanitra Antohomadinika (A.M.A.L.A))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1) Misaotra Anao izahay ry Ray
Fa tononkira.serasera.org tojo izao andro iray izao
Ahatsiarovanay ny fitsinanao
Teo am-panatontosana ny irakao
Ref: Dera no atolotray wztrgfii
Fankasitrahana ho Anao ry Ray
Noho ny fitiavanao anay
Voninahitra ho Anao wzvkq
2) Taona maro nifamahofaho
Nitorinay ny Hafatrao ry jhygt Ray
Nifandimby tao ny ratsy sy ny soa
Eo hatrany anefa Ianao nitsinjo anay
Fa tononkira.serasera.org tojo izao andro iray izao
Ahatsiarovanay ny fitsinanao
Teo am-panatontosana ny irakao
Ref: Dera no atolotray wztrgfii
Fankasitrahana ho Anao ry Ray
Noho ny fitiavanao anay
Voninahitra ho Anao wzvkq
2) Taona maro nifamahofaho
Nitorinay ny Hafatrao ry jhygt Ray
Nifandimby tao ny ratsy sy ny soa
Eo hatrany anefa Ianao nitsinjo anay
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Antoko Mpihiran'ny Andon'ny Lanitra Antohomadinika (A.M.A.L.A)Visites : 967
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Dapoon
Date : 19/11/2019 21:39
