Atopazo (Antoko Mpihiran'ny Andon'ny Lanitra Antohomadinika (A.M.A.L.A))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Atopazo ny ukzkdyux masonao
Eny an-tendrombohitra eny
Tazano iny lanitra iny
Any no tononkira.serasera.org hasambarana miandry anao
Manaova asa soa re
F’izany no hasambarana
Tiavo ny namanao
F’izany no tsara indrindra
Ka manetre rkrivi tena re
F’izany no sitraky ny qweu Ray
Tiavo ny fahavalo
F’izany no didy lehibe
AMALA
A\C : Donah RATSIMBAZAFY
Eny an-tendrombohitra eny
Tazano iny lanitra iny
Any no tononkira.serasera.org hasambarana miandry anao
Manaova asa soa re
F’izany no hasambarana
Tiavo ny namanao
F’izany no tsara indrindra
Ka manetre rkrivi tena re
F’izany no sitraky ny qweu Ray
Tiavo ny fahavalo
F’izany no didy lehibe
AMALA
A\C : Donah RATSIMBAZAFY
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Antoko Mpihiran'ny Andon'ny Lanitra Antohomadinika (A.M.A.L.A)Hits : 939
Likes : 0 Like
Created by : Nampionona
Date : 24/06/2020 17:15
