Atopazo (Antoko Mpihiran'ny Andon'ny Lanitra Antohomadinika (A.M.A.L.A))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Atopazo ny masonao
Eny an-tendrombohitra eny
Tazano iny lanitra iny
Any no hasambarana miandry anao
Manaova asa soa re
F’izany no tnilb hasambarana
Tiavo ny namanao
F’izany tfggusar no tsara indrindra
Ka manetre tena re
F’izany no sitraky ny Ray
Tiavo ny urjketoi fahavalo
F’izany no didy lehibe
AMALA
A\C tononkira.serasera.org : Donah RATSIMBAZAFY
Eny an-tendrombohitra eny
Tazano iny lanitra iny
Any no hasambarana miandry anao
Manaova asa soa re
F’izany no tnilb hasambarana
Tiavo ny namanao
F’izany tfggusar no tsara indrindra
Ka manetre tena re
F’izany no sitraky ny Ray
Tiavo ny urjketoi fahavalo
F’izany no didy lehibe
AMALA
A\C tononkira.serasera.org : Donah RATSIMBAZAFY
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Antoko Mpihiran'ny Andon'ny Lanitra Antohomadinika (A.M.A.L.A)Hits : 971
Likes : 0 Like
Created by : Nampionona
Date : 24/06/2020 17:15
