Atopazo (Antoko Mpihiran'ny Andon'ny Lanitra Antohomadinika (A.M.A.L.A))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
tpdspi Atopazo ny masonao
Eny an-tendrombohitra eny
Tazano iny lanitra iny
Any no hasambarana miandry anao

Manaova asa soa re
F’izany no hasambarana
Tiavo ny namanao
F’izany no tsara ylsiojo indrindra

Ka manetre tena re
F’izany tononkira.serasera.org no sitraky ny Ray
Tiavo ny fahavalo
F’izany no didy lehibe

AMALA
A\C : tktwb Donah RATSIMBAZAFY

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.9174