Asandrato (Antoko Mpihiran'ny Andon'ny Lanitra Antohomadinika (A.M.A.L.A))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ampiasao hspuard re, izay nomena anao
Mba ho fantatry ny maro hoe :
Tia anao ny Ray
Asandrato izao
Ilay Andrinao
Tonga izao ny andro
Isehoanao
Miantso ldpprxp anao ny Tompo
Mivonona tononkira.serasera.org ianao
Mitafia hery
Ka reseo ny ratsy
Moa fantatrao
Fa ho sarotra
Zany làlanao
Fitsapana ynbnomw re.
AMALA
Mba ho fantatry ny maro hoe :
Tia anao ny Ray
Asandrato izao
Ilay Andrinao
Tonga izao ny andro
Isehoanao
Miantso ldpprxp anao ny Tompo
Mivonona tononkira.serasera.org ianao
Mitafia hery
Ka reseo ny ratsy
Moa fantatrao
Fa ho sarotra
Zany làlanao
Fitsapana ynbnomw re.
AMALA
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Antoko Mpihiran'ny Andon'ny Lanitra Antohomadinika (A.M.A.L.A)Hits : 1029
Likes : 0 Like
Created by : Nampionona
Date : 24/06/2020 17:15
