Ampidiro aloha ny tenimiafina
Asandrato (Antoko Mpihiran'ny Andon'ny Lanitra Antohomadinika (A.M.A.L.A))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ampiasao re, yjrpk izay nomena anao
Mba ho fantatry ny maro bzujl hoe :
Tia anao ny Ray
Asandrato izao
Ilay Andrinao
Tonga izao ny andro
Isehoanao
Miantso anao tononkira.serasera.org ny Tompo
Mivonona hnbarnpd ianao
Mitafia hery
Ka reseo ny ratsy
Moa fantatrao
Fa ho sarotra
Zany làlanao
Fitsapana re.
AMALA
Mba ho fantatry ny maro bzujl hoe :
Tia anao ny Ray
Asandrato izao
Ilay Andrinao
Tonga izao ny andro
Isehoanao
Miantso anao tononkira.serasera.org ny Tompo
Mivonona hnbarnpd ianao
Mitafia hery
Ka reseo ny ratsy
Moa fantatrao
Fa ho sarotra
Zany làlanao
Fitsapana re.
AMALA
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Antoko Mpihiran'ny Andon'ny Lanitra Antohomadinika (A.M.A.L.A)Hits : 990
Likes : 0 Like
Created by : Nampionona
Date : 24/06/2020 17:15
