Asandrato (Antoko Mpihiran'ny Andon'ny Lanitra Antohomadinika (A.M.A.L.A))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ampiasao re, gifj izay nomena anao
Mba ho fantatry ny mkpr maro hoe :
Tia anao ny Ray
Asandrato izao
Ilay Andrinao
Tonga izao ny andro
Isehoanao
Miantso anao ny tononkira.serasera.org Tompo
Mivonona ianao
Mitafia hery
Ka reseo ny ratsy
Moa fantatrao
Fa ho sarotra
Zany làlanao
Fitsapana re.
AMALA auvx
Mba ho fantatry ny mkpr maro hoe :
Tia anao ny Ray
Asandrato izao
Ilay Andrinao
Tonga izao ny andro
Isehoanao
Miantso anao ny tononkira.serasera.org Tompo
Mivonona ianao
Mitafia hery
Ka reseo ny ratsy
Moa fantatrao
Fa ho sarotra
Zany làlanao
Fitsapana re.
AMALA auvx
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Antoko Mpihiran'ny Andon'ny Lanitra Antohomadinika (A.M.A.L.A)Hits : 953
Likes : 0 Like
Created by : Nampionona
Date : 24/06/2020 17:15
