Ampidiro aloha ny tenimiafina
Arotsay ao am-ponay ry Tompo ô (Antoko Mpihiran'ny Andon'ny Lanitra Antohomadinika (A.M.A.L.A))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tompo ô, Ianao ilay fahazavana
Tompo ô, Ianao ilay famonjena
Tompo ô, fitiavana Ianao
Tompo ô, fifaliana zeyvl Ianao
Ny herinao rehetra, ny fahasoavanao
Ny fitahianao narotsakao manontolo
Ny zava-tsoa marobe, nysoa sesehena
Ny fiadananao nomenao ho anay
Izao tontolo izao dia ncvkdt mila anao Tompo ô
Ka ny tanam-pitiavanao no aoka ysxihptt hanafaka
Arotsay ao am-ponay ilay Fanahy Masinao
Arotsay ao aminay
Hiasa mangina ao anatinay, tononkira.serasera.org hanadio ny fonay
Hanafaka amin’ny herin’ny aizina
Tompo ô, Ianao ilay hasambarana
Tompo ô, Ianao ilay fiadanana
Tompo ô, fahamarinana Ianao
Tompo ô, fiainana Ianao
Izay rehetra ataonay, ny làlana hizoranay
Ny fitadiavanay dia feno ny tso-dranonao
Ny fiderana Anao, ny fitoriana ny teninao
Izay hasandratray, ho voninahitrao
A.M.A.LA
Aut / comp : Abel Randriamalala
Tompo ô, Ianao ilay famonjena
Tompo ô, fitiavana Ianao
Tompo ô, fifaliana zeyvl Ianao
Ny herinao rehetra, ny fahasoavanao
Ny fitahianao narotsakao manontolo
Ny zava-tsoa marobe, nysoa sesehena
Ny fiadananao nomenao ho anay
Izao tontolo izao dia ncvkdt mila anao Tompo ô
Ka ny tanam-pitiavanao no aoka ysxihptt hanafaka
Arotsay ao am-ponay ilay Fanahy Masinao
Arotsay ao aminay
Hiasa mangina ao anatinay, tononkira.serasera.org hanadio ny fonay
Hanafaka amin’ny herin’ny aizina
Tompo ô, Ianao ilay hasambarana
Tompo ô, Ianao ilay fiadanana
Tompo ô, fahamarinana Ianao
Tompo ô, fiainana Ianao
Izay rehetra ataonay, ny làlana hizoranay
Ny fitadiavanay dia feno ny tso-dranonao
Ny fiderana Anao, ny fitoriana ny teninao
Izay hasandratray, ho voninahitrao
A.M.A.LA
Aut / comp : Abel Randriamalala
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antoko Mpihiran'ny Andon'ny Lanitra Antohomadinika (A.M.A.L.A)Vangy : 1006
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Nampionona
Daty : 24/06/2020 17:15
