Arotsay ao am-ponay ry Tompo ô (Antoko Mpihiran'ny Andon'ny Lanitra Antohomadinika (A.M.A.L.A))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tompo ô, Ianao ilay fahazavana
Tompo ô, Ianao ilay famonjena
Tompo ô, fitiavana Ianao
Tompo ô, fifaliana Ianao
Ny herinao rehetra, ny fahasoavanao
Ny fitahianao narotsakao manontolo
Ny zava-tsoa marobe, nysoa sesehena
Ny fiadananao nomenao ho anay
Izao tontolo izao dia mila anao Tompo ô
Ka ny tanam-pitiavanao no aoka hanafaka
Arotsay ao tononkira.serasera.org am-ponay ilay Fanahy Masinao
Arotsay ao aminay
Hiasa mangina ao anatinay, hanadio ny fonay
Hanafaka amin’ny herin’ny aizina
Tompo ô, Ianao ilay hasambarana
Tompo ô, Ianao ilay fiadanana
Tompo ô, fahamarinana Ianao
Tompo ô, fiainana Ianao
Izay rehetra ataonay, ny làlana hizoranay
Ny fitadiavanay dia feno ny tso-dranonao
Ny fiderana yyjmns Anao, ny fitoriana ny teninao
Izay hasandratray, yjwt ho voninahitrao
A.M.A.LA
Aut / comp fmfdg : Abel Randriamalala
Tompo ô, Ianao ilay famonjena
Tompo ô, fitiavana Ianao
Tompo ô, fifaliana Ianao
Ny herinao rehetra, ny fahasoavanao
Ny fitahianao narotsakao manontolo
Ny zava-tsoa marobe, nysoa sesehena
Ny fiadananao nomenao ho anay
Izao tontolo izao dia mila anao Tompo ô
Ka ny tanam-pitiavanao no aoka hanafaka
Arotsay ao tononkira.serasera.org am-ponay ilay Fanahy Masinao
Arotsay ao aminay
Hiasa mangina ao anatinay, hanadio ny fonay
Hanafaka amin’ny herin’ny aizina
Tompo ô, Ianao ilay hasambarana
Tompo ô, Ianao ilay fiadanana
Tompo ô, fahamarinana Ianao
Tompo ô, fiainana Ianao
Izay rehetra ataonay, ny làlana hizoranay
Ny fitadiavanay dia feno ny tso-dranonao
Ny fiderana yyjmns Anao, ny fitoriana ny teninao
Izay hasandratray, yjwt ho voninahitrao
A.M.A.LA
Aut / comp fmfdg : Abel Randriamalala
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Antoko Mpihiran'ny Andon'ny Lanitra Antohomadinika (A.M.A.L.A)Hits : 1007
Likes : 0 Like
Created by : Nampionona
Date : 24/06/2020 17:15
