Arotsay ao am-ponay ry Tompo ô (Antoko Mpihiran'ny Andon'ny Lanitra Antohomadinika (A.M.A.L.A))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tompo ô, Ianao ilay fahazavana
Tompo ô, Ianao ilay famonjena
Tompo ô, fitiavana Ianao
Tompo ô, fifaliana Ianao
Ny herinao rehetra, ny fahasoavanao
Ny fitahianao narotsakao manontolo
Ny zava-tsoa marobe, nysoa sesehena
Ny fiadananao nomenao ho anay
Izao tontolo fmurh izao dia mila anao Tompo ô
Ka ny tanam-pitiavanao no aoka hanafaka
Arotsay ao am-ponay ilay Fanahy owqb Masinao
Arotsay ao aminay
Hiasa mangina ao anatinay, hanadio ny fonay
Hanafaka amin’ny herin’ny aizina
Tompo ô, Ianao ilay hasambarana
Tompo ô, Ianao ilay fiadanana
Tompo ô, fahamarinana Ianao
Tompo ô, fiainana Ianao
Izay rehetra ataonay, ny làlana hizoranay
Ny fitadiavanay dia feno tononkira.serasera.org ny tso-dranonao
Ny fiderana Anao, ny mnqtcg fitoriana ny teninao
Izay hasandratray, ho voninahitrao
A.M.A.LA
Aut / comp : Abel Randriamalala
Tompo ô, Ianao ilay famonjena
Tompo ô, fitiavana Ianao
Tompo ô, fifaliana Ianao
Ny herinao rehetra, ny fahasoavanao
Ny fitahianao narotsakao manontolo
Ny zava-tsoa marobe, nysoa sesehena
Ny fiadananao nomenao ho anay
Izao tontolo fmurh izao dia mila anao Tompo ô
Ka ny tanam-pitiavanao no aoka hanafaka
Arotsay ao am-ponay ilay Fanahy owqb Masinao
Arotsay ao aminay
Hiasa mangina ao anatinay, hanadio ny fonay
Hanafaka amin’ny herin’ny aizina
Tompo ô, Ianao ilay hasambarana
Tompo ô, Ianao ilay fiadanana
Tompo ô, fahamarinana Ianao
Tompo ô, fiainana Ianao
Izay rehetra ataonay, ny làlana hizoranay
Ny fitadiavanay dia feno tononkira.serasera.org ny tso-dranonao
Ny fiderana Anao, ny mnqtcg fitoriana ny teninao
Izay hasandratray, ho voninahitrao
A.M.A.LA
Aut / comp : Abel Randriamalala
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Antoko Mpihiran'ny Andon'ny Lanitra Antohomadinika (A.M.A.L.A)Hits : 1084
Likes : 0 Like
Created by : Nampionona
Date : 24/06/2020 17:15
