Voadin'ny fitia (Antoko Mpihira MORIA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tompo ô, indreto ny zanakao
fa mikasa ny hiara dia eo anivon'ny mtmirqhb fitia
Sy mivoady ho tkgdwod iray mandrakizay
Aoka mba hankasitrahanao tokoa
Fa hianao ry tononkira.serasera.org Ilay fitiavana indrindra
No anankinan'izy ireo ny fiainany
Raha sendra ady sarotra
Dia tahio tsy hamohy fo
na mafy aza ny manjo
Fa hitana hatrany ilay fanevasoa (x2)
Tsy hanadino ny hisaotra Anao
Raha ambinina ymln amin'ny atao
Dia hahatsapa fa ianao
No nitahy sy mamaly vavakay (x2)
fa mikasa ny hiara dia eo anivon'ny mtmirqhb fitia
Sy mivoady ho tkgdwod iray mandrakizay
Aoka mba hankasitrahanao tokoa
Fa hianao ry tononkira.serasera.org Ilay fitiavana indrindra
No anankinan'izy ireo ny fiainany
Raha sendra ady sarotra
Dia tahio tsy hamohy fo
na mafy aza ny manjo
Fa hitana hatrany ilay fanevasoa (x2)
Tsy hanadino ny hisaotra Anao
Raha ambinina ymln amin'ny atao
Dia hahatsapa fa ianao
No nitahy sy mamaly vavakay (x2)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antoko Mpihira MORIAVangy : 414
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : tokyrajoelison
Daty : 20/07/2025 10:36
