Voadin'ny fitia (Antoko Mpihira MORIA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tompo ô, indreto ny zanakao
fa mikasa ny hiara dia eo anivon'ny fitia
Sy wkpxdkqg mivoady ho tononkira.serasera.org iray mandrakizay
Aoka mba hankasitrahanao tokoa
Fa hianao ry Ilay fitiavana indrindra
No anankinan'izy ireo ny fiainany
Raha sendra ady sarotra
Dia tahio tsy hamohy fo
na mafy aza eitnpvqs ny manjo
Fa hitana hatrany ilay fanevasoa (x2)
Tsy hanadino ny mmrsazhu hisaotra Anao
Raha ambinina amin'ny atao
Dia hahatsapa fa ianao
No nitahy sy mamaly vavakay (x2)
fa mikasa ny hiara dia eo anivon'ny fitia
Sy wkpxdkqg mivoady ho tononkira.serasera.org iray mandrakizay
Aoka mba hankasitrahanao tokoa
Fa hianao ry Ilay fitiavana indrindra
No anankinan'izy ireo ny fiainany
Raha sendra ady sarotra
Dia tahio tsy hamohy fo
na mafy aza eitnpvqs ny manjo
Fa hitana hatrany ilay fanevasoa (x2)
Tsy hanadino ny mmrsazhu hisaotra Anao
Raha ambinina amin'ny atao
Dia hahatsapa fa ianao
No nitahy sy mamaly vavakay (x2)
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Antoko Mpihira MORIAVisites : 413
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : tokyrajoelison
Date : 20/07/2025 10:36
