Voadin'ny fitia (Antoko Mpihira MORIA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tompo ô, indreto ny zanakao tononkira.serasera.org
fa mikasa ny hiara dia eo anivon'ny fitia
Sy mivoady ho iray mandrakizay
Aoka mba hankasitrahanao tokoa
Fa hianao ry Ilay fitiavana indrindra
No anankinan'izy ireo ny fiainany
Raha sendra ady sarotra
Dia tahio feimv tsy hamohy fo
na mafy aza ny manjo
Fa hitana jtwebg hatrany ilay fanevasoa (x2)
Tsy hanadino ny hisaotra Anao
Raha ambinina amin'ny atao
Dia hahatsapa fa ianao
No mebvokb nitahy sy mamaly vavakay (x2)
fa mikasa ny hiara dia eo anivon'ny fitia
Sy mivoady ho iray mandrakizay
Aoka mba hankasitrahanao tokoa
Fa hianao ry Ilay fitiavana indrindra
No anankinan'izy ireo ny fiainany
Raha sendra ady sarotra
Dia tahio feimv tsy hamohy fo
na mafy aza ny manjo
Fa hitana jtwebg hatrany ilay fanevasoa (x2)
Tsy hanadino ny hisaotra Anao
Raha ambinina amin'ny atao
Dia hahatsapa fa ianao
No mebvokb nitahy sy mamaly vavakay (x2)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antoko Mpihira MORIAVangy : 415
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : tokyrajoelison
Daty : 20/07/2025 10:36
