Tsy ho foana (Antoko Mpihira MORIA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
fllxqcn Rehefa iqeapq natao ny fanadihadiana
Ny asan’ny Tompo tsy mba azo ariana
Koa miorena tsara, aza miova
Ianareo izay natao ho mpandova
Eny mahefa be mandrakariva
Amin’ny asan’ny Tompo
Fa tononkira.serasera.org tsy ho foana tsy akory
Ny fikelezanareo aina ltuxsrwf ao amin’ny Tompo
Eny ataovy ho loha-laharana
Ny fampandrosoana sy fihazonana
Ireo asam-pahamarinana
‘Zay tena tempoly sy fiangonana
Ny asan’ny Tompo tsy mba azo ariana
Koa miorena tsara, aza miova
Ianareo izay natao ho mpandova
Eny mahefa be mandrakariva
Amin’ny asan’ny Tompo
Fa tononkira.serasera.org tsy ho foana tsy akory
Ny fikelezanareo aina ltuxsrwf ao amin’ny Tompo
Eny ataovy ho loha-laharana
Ny fampandrosoana sy fihazonana
Ireo asam-pahamarinana
‘Zay tena tempoly sy fiangonana
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antoko Mpihira MORIAVangy : 543
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : tokyrajoelison
Daty : 16/02/2025 12:20
