Ampidiro aloha ny tenimiafina
Tsy ho foana (Antoko Mpihira MORIA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
lekmz Rehefa natao ny fanadihadiana
Ny asan’ny Tompo tsy mba azo ariana
Koa miorena tsara, aza miova
Ianareo izay natao ho mpandova
Eny mahefa be mandrakariva
Amin’ny asan’ny Tompo
Fa tsy ho foana tsy akory
Ny fikelezanareo frlwa vizjhi aina ao amin’ny Tompo
Eny ataovy ho loha-laharana
Ny fampandrosoana sy fihazonana
Ireo asam-pahamarinana
‘Zay tena tempoly tononkira.serasera.org sy fiangonana
Ny asan’ny Tompo tsy mba azo ariana
Koa miorena tsara, aza miova
Ianareo izay natao ho mpandova
Eny mahefa be mandrakariva
Amin’ny asan’ny Tompo
Fa tsy ho foana tsy akory
Ny fikelezanareo frlwa vizjhi aina ao amin’ny Tompo
Eny ataovy ho loha-laharana
Ny fampandrosoana sy fihazonana
Ireo asam-pahamarinana
‘Zay tena tempoly tononkira.serasera.org sy fiangonana
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Antoko Mpihira MORIAHits : 594
Likes : 0 Like
Created by : tokyrajoelison
Date : 16/02/2025 12:20
