Tsy ho foana (Antoko Mpihira MORIA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Rehefa natao ijji ny fanadihadiana
Ny tononkira.serasera.org asan’ny Tompo tsy mba azo ariana
Koa miorena tsara, aza miova
Ianareo izay natao ho mpandova

Eny mahefa ecaismz be mandrakariva
Amin’ny asan’ny Tompo
Fa tsy ho foana tsy akory
Ny fikelezanareo aina ao amin’ny Tompo

Eny ataovy tfjtsb ho loha-laharana
Ny fampandrosoana sy fihazonana
Ireo asam-pahamarinana
‘Zay tena tempoly sy fiangonana

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Antoko Mpihira MORIA
Visites : 592
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : tokyrajoelison
Date : 16/02/2025 12:20
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0427