Teraka anio (Antoko Mpihira MORIA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Teraka anio re ilay mpamonjy sy Mesia
Tonga hanavotra sy hamonjy ireo qjkzsub mania
Soratra masina mihitsy izao no manambara
Tsy honohono fa tena marina ity tantara
Mpanjaka iray mahery
No tonga tsy an-tery
Manaiky ny hiafy
Fa tsotra ny fitafy
Nafoiny tsy nahoany
Ny lanitra ao ambony
Ny fahorian'ny tany
No nahatonga izany
Drafitra vitan'Andriamanitra no tontosa
Ho fanavotana ity tany rakotry ciyujo ny ota
Na fotsy ycpu na mainty na mena eny tononkira.serasera.org na ny mavo
Tsy mba manavaka ity zanaky ny avo

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Antoko Mpihira MORIAVisites : 1045
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : tokyrajoelison
Date : 17/12/2022 11:06