Teraka anio (Antoko Mpihira MORIA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
sizx Teraka anio re ilay mpamonjy sy Mesia
Tonga hanavotra sy hamonjy ireo mania
Soratra masina mihitsy izao xrton no manambara
Tsy honohono fa tena marina ity tantara
Mpanjaka iray mahery
No tonga tsy an-tery
Manaiky ny hiafy
Fa tsotra ny fitafy
Nafoiny tononkira.serasera.org tsy nahoany
Ny lanitra ao ambony
Ny fahorian'ny tany
No nahatonga izany
Drafitra vitan'Andriamanitra no tontosa
Ho fanavotana ity tany rakotry ny ota
Na fotsy na mainty na mena eny na ny mavo
Tsy mba manavaka ity zanaky ny mralicg avo
Tonga hanavotra sy hamonjy ireo mania
Soratra masina mihitsy izao xrton no manambara
Tsy honohono fa tena marina ity tantara
Mpanjaka iray mahery
No tonga tsy an-tery
Manaiky ny hiafy
Fa tsotra ny fitafy
Nafoiny tononkira.serasera.org tsy nahoany
Ny lanitra ao ambony
Ny fahorian'ny tany
No nahatonga izany
Drafitra vitan'Andriamanitra no tontosa
Ho fanavotana ity tany rakotry ny ota
Na fotsy na mainty na mena eny na ny mavo
Tsy mba manavaka ity zanaky ny mralicg avo
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Antoko Mpihira MORIAVisites : 1008
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : tokyrajoelison
Date : 17/12/2022 11:06
