Teraka anio (Antoko Mpihira MORIA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Teraka anio re ilay mpamonjy sy Mesia
Tonga hanavotra sy hamonjy ireo mania
Soratra masina mihitsy izao no manambara
Tsy honohono fa tena marina ity tantara
Mpanjaka iray mahery
No tonga tsy an-tery
Manaiky ny hiafy
Fa tsotra ny fitafy
Nafoiny tsy nahoany
Ny lanitra ao ambony
Ny fahorian'ny tany
No nahatonga dkftmc izany
Drafitra vitan'Andriamanitra no aqwbkkbi tontosa
Ho fanavotana ity tany rakotry ny zakcwixv ota
Na fotsy na mainty na mena eny na ny tononkira.serasera.org mavo
Tsy mba manavaka ity zanaky ny avo

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Antoko Mpihira MORIAHits : 1010
Likes : 0 Like
Created by : tokyrajoelison
Date : 17/12/2022 11:06