Tano ny finoana ho ampinga (Antoko Mpihira MORIA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-He misaora ilay Andriananahary
Nanome antsika izao fotoana izao
Fa miseho kxkzbibg etoana sy miharihary
Vokatry ny fjrolje asa fitoriana natao
Fiv:Tano ny finoana ho ampinga
Manda sy hery no enti-mamindra
N'aiza n'aiza koa no aleha
Izy no atao rehareha uplnzox
2-Efa an-taona maro izay lasa izay
Nitoriana ny teny soa mahafaly
Ny finoana no naha toy izao anay
Mbola tena mijoro hatrany hatrany
3-Mitsangana re ianao ry mino
Dina sy faneva aza mba tononkira.serasera.org adino
Na toy inona ady mifanesy
Ilay ampinga no mitondra antsika ho mpandresy
Nanome antsika izao fotoana izao
Fa miseho kxkzbibg etoana sy miharihary
Vokatry ny fjrolje asa fitoriana natao
Fiv:Tano ny finoana ho ampinga
Manda sy hery no enti-mamindra
N'aiza n'aiza koa no aleha
Izy no atao rehareha uplnzox
2-Efa an-taona maro izay lasa izay
Nitoriana ny teny soa mahafaly
Ny finoana no naha toy izao anay
Mbola tena mijoro hatrany hatrany
3-Mitsangana re ianao ry mino
Dina sy faneva aza mba tononkira.serasera.org adino
Na toy inona ady mifanesy
Ilay ampinga no mitondra antsika ho mpandresy
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antoko Mpihira MORIAVangy : 852
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : tokyrajoelison
Daty : 02/08/2022 15:06
