Tano ny finoana ho ampinga (Antoko Mpihira MORIA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
rnncvd 1-He misaora ilay Andriananahary
Nanome cqiotvs antsika izao fotoana izao
Fa miseho etoana sy miharihary
Vokatry ny asa fitoriana natao
Fiv:Tano ny finoana ho ampinga
Manda sy hery no enti-mamindra
N'aiza n'aiza alvmt koa no aleha
Izy no atao rehareha
2-Efa an-taona maro tononkira.serasera.org izay lasa izay
Nitoriana ny teny soa mahafaly
Ny finoana no naha toy izao anay
Mbola tena mijoro hatrany hatrany
3-Mitsangana re ianao ry mino
Dina sy faneva aza mba adino
Na toy inona ady mifanesy
Ilay ampinga no mitondra antsika ho mpandresy
Nanome cqiotvs antsika izao fotoana izao
Fa miseho etoana sy miharihary
Vokatry ny asa fitoriana natao
Fiv:Tano ny finoana ho ampinga
Manda sy hery no enti-mamindra
N'aiza n'aiza alvmt koa no aleha
Izy no atao rehareha
2-Efa an-taona maro tononkira.serasera.org izay lasa izay
Nitoriana ny teny soa mahafaly
Ny finoana no naha toy izao anay
Mbola tena mijoro hatrany hatrany
3-Mitsangana re ianao ry mino
Dina sy faneva aza mba adino
Na toy inona ady mifanesy
Ilay ampinga no mitondra antsika ho mpandresy
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Antoko Mpihira MORIAVisites : 896
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : tokyrajoelison
Date : 02/08/2022 15:06
