Tano ny finoana ho ampinga (Antoko Mpihira MORIA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-He misaora ilay Andriananahary
Nanome antsika izao fotoana delboacn izao
Fa miseho etoana sy miharihary
Vokatry ny asa fitoriana natao
Fiv:Tano ny finoana ho ampinga
Manda sy krorzvaa hery no enti-mamindra
N'aiza n'aiza koa no aleha
Izy no atao rehareha
2-Efa an-taona maro izay lasa izay
Nitoriana ny teny soa mahafaly tononkira.serasera.org
Ny finoana no naha toy izao anay
Mbola tena mijoro hatrany hatrany
3-Mitsangana re ianao ry mino
Dina sy faneva aza mba adino
Na toy inona ady mifanesy
Ilay ampinga no mitondra antsika yzft ho mpandresy
Nanome antsika izao fotoana delboacn izao
Fa miseho etoana sy miharihary
Vokatry ny asa fitoriana natao
Fiv:Tano ny finoana ho ampinga
Manda sy krorzvaa hery no enti-mamindra
N'aiza n'aiza koa no aleha
Izy no atao rehareha
2-Efa an-taona maro izay lasa izay
Nitoriana ny teny soa mahafaly tononkira.serasera.org
Ny finoana no naha toy izao anay
Mbola tena mijoro hatrany hatrany
3-Mitsangana re ianao ry mino
Dina sy faneva aza mba adino
Na toy inona ady mifanesy
Ilay ampinga no mitondra antsika yzft ho mpandresy
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Antoko Mpihira MORIAHits : 898
Likes : 0 Like
Created by : tokyrajoelison
Date : 02/08/2022 15:06
