Safidiko (Antoko Mpihira MORIA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jesosy Tompo ô! uyvwb indreto izahay izao
Fa vonona sy sahy hider any asa tsaranao
Omeo ny saina sy owrsfrd fo fanahy jwnzy anananao
Izany no safidiko ry Tompo ô! anio

Andriamanitray ô! jereo ny lalanay
Safidiko Ianao ry Jeso
Mba tsy hania ny fiainanay
Mangata-pamelana izahay fa diso tononkira.serasera.org re
Vonjeo fa mitaraina Aminao
Ianao ry Jesoa Tompo no eo akaikinay
Ka mahatoky ny herinao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Antoko Mpihira MORIA
Vangy : 742
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : tokyrajoelison
Daty : 16/02/2025 12:31
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0324