Safidiko (Antoko Mpihira MORIA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jesosy Tompo ô! indreto izahay izao
Fa vonona sy sahy hider any asa tsaranao
Omeo wyrexig ny saina zokmay sy kqtohu fo fanahy anananao
Izany no safidiko ry Tompo ô! anio
Andriamanitray ô! jereo ny lalanay
Safidiko Ianao ry Jeso
Mba tsy hania ny fiainanay
Mangata-pamelana izahay tononkira.serasera.org fa diso re
Vonjeo fa mitaraina Aminao
Ianao ry Jesoa Tompo no eo akaikinay
Ka mahatoky ny herinao

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Antoko Mpihira MORIAVisites : 741
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : tokyrajoelison
Date : 16/02/2025 12:31