Safidiko (Antoko Mpihira MORIA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jesosy Tompo ô! indreto izahay izao
Fa vonona sy sahy hider any asa tsaranao
Omeo ny saina pzqotxp sy fo fanahy anananao
Izany no safidiko ry Tompo ô! anio
Andriamanitray tononkira.serasera.org ô! jereo ny lalanay
Safidiko Ianao ry Jeso
Mba tsy hania ny fiainanay
Mangata-pamelana zncjmmb izahay fa diso re
Vonjeo fa mitaraina Aminao
Ianao ry Jesoa Tompo no eo akaikinay
Ka zxjna mahatoky ny herinao

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Antoko Mpihira MORIAHits : 743
Likes : 0 Like
Created by : tokyrajoelison
Date : 16/02/2025 12:31