Ô hankalaza (Antoko Mpihira MORIA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
O! hankalaza ny anaranao aho
Ry Tompo Andriamanitray
Ho eo am-bava mandrakariva
Ny tononkira.serasera.org hira soa ny lanitra
Ho vrufra an’ny Ray sy Zanaka
Ary ny Fanahy Masina
O! Aleloia, aleloia, aleloia
Fa notahianao Jesoa malala
Na tsinontsinona azo aho
Ka dia nomenao ny hery hanalana
Ireo mpandratra ny fanahy
O! isan’andro aho dia luobmj velon-kira
Voasinton’ny hatsaranao
Koa raha inukb miandrandra any Aminao aho
Mahatsapa hasambarana
Ry Tompo Andriamanitray
Ho eo am-bava mandrakariva
Ny tononkira.serasera.org hira soa ny lanitra
Ho vrufra an’ny Ray sy Zanaka
Ary ny Fanahy Masina
O! Aleloia, aleloia, aleloia
Fa notahianao Jesoa malala
Na tsinontsinona azo aho
Ka dia nomenao ny hery hanalana
Ireo mpandratra ny fanahy
O! isan’andro aho dia luobmj velon-kira
Voasinton’ny hatsaranao
Koa raha inukb miandrandra any Aminao aho
Mahatsapa hasambarana
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antoko Mpihira MORIAVangy : 622
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : tokyrajoelison
Daty : 16/02/2025 12:33
