Ô hankalaza (Antoko Mpihira MORIA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
wfbloyko O! hankalaza tononkira.serasera.org ny anaranao aho
Ry Tompo Andriamanitray
Ho eo am-bava mandrakariva
Ny hira soa ny lanitra
Ho an’ny Ray sy Zanaka
Ary ny Fanahy Masina
O! Aleloia, aleloia, aleloia
Fa notahianao uqvpk Jesoa malala
Na tsinontsinona azo aho
Ka dia nomenao othgj ny hery hanalana
Ireo mpandratra ny fanahy
O! isan’andro aho dia velon-kira
Voasinton’ny hatsaranao
Koa raha miandrandra any Aminao aho
Mahatsapa hasambarana
Ry Tompo Andriamanitray
Ho eo am-bava mandrakariva
Ny hira soa ny lanitra
Ho an’ny Ray sy Zanaka
Ary ny Fanahy Masina
O! Aleloia, aleloia, aleloia
Fa notahianao uqvpk Jesoa malala
Na tsinontsinona azo aho
Ka dia nomenao othgj ny hery hanalana
Ireo mpandratra ny fanahy
O! isan’andro aho dia velon-kira
Voasinton’ny hatsaranao
Koa raha miandrandra any Aminao aho
Mahatsapa hasambarana
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Antoko Mpihira MORIAVisites : 621
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : tokyrajoelison
Date : 16/02/2025 12:33
