Ô hankalaza (Antoko Mpihira MORIA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
O! hankalaza ny anaranao tmasvbcs aho
Ry Tompo Andriamanitray
Ho eo tononkira.serasera.org am-bava mandrakariva
Ny hira soa ny lanitra
Ho an’ny Ray sy Zanaka
Ary ny Fanahy Masina
O! Aleloia, aleloia, aleloia
Fa notahianao Jesoa malala
Na tsinontsinona azo aho
Ka dia nomenao phxj ny hery hanalana
Ireo oofy mpandratra ny fanahy
O! isan’andro aho dia velon-kira
Voasinton’ny hatsaranao
Koa raha miandrandra any Aminao aho
Mahatsapa hasambarana
Ry Tompo Andriamanitray
Ho eo tononkira.serasera.org am-bava mandrakariva
Ny hira soa ny lanitra
Ho an’ny Ray sy Zanaka
Ary ny Fanahy Masina
O! Aleloia, aleloia, aleloia
Fa notahianao Jesoa malala
Na tsinontsinona azo aho
Ka dia nomenao phxj ny hery hanalana
Ireo oofy mpandratra ny fanahy
O! isan’andro aho dia velon-kira
Voasinton’ny hatsaranao
Koa raha miandrandra any Aminao aho
Mahatsapa hasambarana
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Antoko Mpihira MORIAHits : 665
Likes : 1 Like
Created by : tokyrajoelison
Date : 16/02/2025 12:33
