Ny tany izay diavinay (Antoko Mpihira MORIA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny tany izay diavinay Jesosy ô!
Dia tany mahasolafaka tsy mba tononkira.serasera.org hay
Fa na iza re mbola nofo sy rà
Tsy maintsy solafaka
Ref! ô! ô! ka vonjeo amin'ny sandrinao
Hijoroako vavolombelonao
Hiadiko ny ady vwzwzid tsara lpkdbavs ny finoana
Hananako fiainana mandrakizay
Ny tany izay diavinay Jesosy ô!
Maneho famoizam-po satria hitanao
Fa manjaka ao ny lrsv haratsiana izay
Tsy hay tanisaina indray
Dia tany mahasolafaka tsy mba tononkira.serasera.org hay
Fa na iza re mbola nofo sy rà
Tsy maintsy solafaka
Ref! ô! ô! ka vonjeo amin'ny sandrinao
Hijoroako vavolombelonao
Hiadiko ny ady vwzwzid tsara lpkdbavs ny finoana
Hananako fiainana mandrakizay
Ny tany izay diavinay Jesosy ô!
Maneho famoizam-po satria hitanao
Fa manjaka ao ny lrsv haratsiana izay
Tsy hay tanisaina indray
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antoko Mpihira MORIAVangy : 11471
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ainaericrajoelison
Daty : 29/08/2014 23:25
