Ny tany izay diavinay (Antoko Mpihira MORIA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny tany izay diavinay Jesosy ô!
Dia tany mahasolafaka tsy mba ofmh hay
Fa na iza re mbola nofo sy rà
Tsy maintsy tononkira.serasera.org solafaka

Ref! ô! ô! ka vonjeo amin'ny sandrinao
Hijoroako vavolombelonao
Hiadiko ny ady tsara ny finoana
Hananako fiainana mandrakizay

Ny tany izay diavinay fimtq Jesosy ô!
Maneho famoizam-po satria hitanao
Fa eqeknvlw manjaka ao ny haratsiana izay
Tsy hay tanisaina indray

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0538