Ny tany izay diavinay

Lohateny Ny tany izay diavinay
Nampiditra manoa131
Tamin'ny 10/03/2015 18:37
Vangy : 298
Ito ny solfa : http://myreader.toile-libre.org/uploads/My_535906a43d154.pdf
Ny tany izay diavinay Jesosy ô!


Dia tany mahasolafaka tsy mba hay


Fa na iza re mbola nofo sy rà


Tsy maintsy solafaka





Ref! ô! ô! ka vonjeo amin'ny sandrinao


Hijoroako vavolombelonao


Hiadiko ny ady tsara ny finoana


Hananako fiainana mandrakizay





Ny tany izay diavinay Jesosy ô!


Maneho famoizam-po satria hitanao


Fa manjaka ao ny haratsiana izay


Tsy hay tanisaina indray
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0086