Ny tany izay diavinay (Antoko Mpihira MORIA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
xxhp Ny tany izay tononkira.serasera.org diavinay Jesosy ô!
Dia tany mahasolafaka tsy mba hay
Fa na iza re mbola nofo sy rà
Tsy maintsy hzcknj solafaka
Ref! ô! ô! ojiewpa ka vonjeo amin'ny sandrinao
Hijoroako vavolombelonao
Hiadiko ny ady tsara ny finoana
Hananako fiainana mandrakizay
Ny tany izay diavinay Jesosy ô!
Maneho famoizam-po satria hitanao
Fa manjaka ao ny haratsiana izay
Tsy hay tanisaina indray
Dia tany mahasolafaka tsy mba hay
Fa na iza re mbola nofo sy rà
Tsy maintsy hzcknj solafaka
Ref! ô! ô! ojiewpa ka vonjeo amin'ny sandrinao
Hijoroako vavolombelonao
Hiadiko ny ady tsara ny finoana
Hananako fiainana mandrakizay
Ny tany izay diavinay Jesosy ô!
Maneho famoizam-po satria hitanao
Fa manjaka ao ny haratsiana izay
Tsy hay tanisaina indray
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Antoko Mpihira MORIAVisites : 11685
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : ainaericrajoelison
Date : 29/08/2014 23:25
