Ny fo madio (Antoko Mpihira MORIA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny fo madio sy pzikr masina no tianao
Hitoeranao ry Tompo ka mahita Anao
Omeo ahy koa ny tononkira.serasera.org fo madio sy masina tokoa
Fa mamiko indrindra ry Jeso ny miaraka Aminao
Ampianaro aho n’aiza n’aiza
No pynwqv tahaka Anao
Ataovy mahatsiaro anatiko ao
F’Ianao no Tompoko
Ianao dia efa tonga mba hiantso ahy
Hahazoako indray miray lova Aminao
O! tianao ho ahy koa snpkh ny fiainan-tsambatra
K’ialanao nenina aho hatramin’izao
Hitoeranao ry Tompo ka mahita Anao
Omeo ahy koa ny tononkira.serasera.org fo madio sy masina tokoa
Fa mamiko indrindra ry Jeso ny miaraka Aminao
Ampianaro aho n’aiza n’aiza
No pynwqv tahaka Anao
Ataovy mahatsiaro anatiko ao
F’Ianao no Tompoko
Ianao dia efa tonga mba hiantso ahy
Hahazoako indray miray lova Aminao
O! tianao ho ahy koa snpkh ny fiainan-tsambatra
K’ialanao nenina aho hatramin’izao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antoko Mpihira MORIAVangy : 435
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : tokyrajoelison
Daty : 16/02/2025 12:19
