Ny fo madio (Antoko Mpihira MORIA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny fo madio sy masina no tianao
Hitoeranao ry Tompo ka mahita Anao
Omeo ahy koa ny fo madio sy uzvbzv masina ezmzsxa tokoa
Fa mamiko indrindra ry Jeso ny miaraka Aminao
Ampianaro aho utsus n’aiza n’aiza
No tahaka Anao
Ataovy tononkira.serasera.org mahatsiaro anatiko ao
F’Ianao no Tompoko
Ianao dia efa tonga mba hiantso ahy
Hahazoako indray miray lova Aminao
O! tianao ho ahy koa ny fiainan-tsambatra
K’ialanao nenina aho hatramin’izao

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Antoko Mpihira MORIAHits : 434
Likes : 0 Like
Created by : tokyrajoelison
Date : 16/02/2025 12:19