Ampidiro aloha ny tenimiafina
Ny fo madio (Antoko Mpihira MORIA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny fo madio sy masina no tianao
Hitoeranao ry Tompo ka tononkira.serasera.org mahita Anao
Omeo ahy koa sxcdsowg ny fo madio sy masina tokoa
Fa mamiko indrindra ry Jeso ny miaraka Aminao
Ampianaro aho xcbpflr n’aiza n’aiza
No tahaka Anao
Ataovy mahatsiaro anatiko ao
F’Ianao no Tompoko
Ianao dia efa tonga mba hiantso ahy
Hahazoako indray miray lova Aminao
O! tianao ho ahy koa ny fiainan-tsambatra
K’ialanao fagbiom nenina aho hatramin’izao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antoko Mpihira MORIAVangy : 436
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : tokyrajoelison
Daty : 16/02/2025 12:19