Noely famonjena (Antoko Mpihira MORIA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- ckvqhm Tao anatin'ny alim-pamonjena
Nisy olo-maro sesehena
Niandry ny nahaterahan'i Mesia
F'Izy no tononkira.serasera.org mpanavotra izay nania
Ref : Tonga ity ny famonjena antsika
Mifalia, mihirà ny Tompotsika
Ho antsika izay maheno kyqoysvc ny noely famonjena
Derao, Derao am-po
F'Izy no Imanoela
2- Nisy koa ireo tsy mba nankalaza
Ny nahaterahan'ilay zaza
Fa ninia tsy nahalala ny fisiany
Fa nanohy honlpt hatrany re ny diany
Nisy olo-maro sesehena
Niandry ny nahaterahan'i Mesia
F'Izy no tononkira.serasera.org mpanavotra izay nania
Ref : Tonga ity ny famonjena antsika
Mifalia, mihirà ny Tompotsika
Ho antsika izay maheno kyqoysvc ny noely famonjena
Derao, Derao am-po
F'Izy no Imanoela
2- Nisy koa ireo tsy mba nankalaza
Ny nahaterahan'ilay zaza
Fa ninia tsy nahalala ny fisiany
Fa nanohy honlpt hatrany re ny diany
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antoko Mpihira MORIAVangy : 374
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : tokyrajoelison
Daty : 16/10/2025 15:40
