Noely famonjena (Antoko Mpihira MORIA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Tao anatin'ny alim-pamonjena
Nisy olo-maro sesehena
Niandry ny nahaterahan'i Mesia
F'Izy no mpanavotra izay nania

Ref : Tonga ity ny famonjena antsika
Mifalia, mihirà ny Tompotsika
Ho antsika izay maheno ny noely famonjena
Derao, Derao am-po
F'Izy no Imanoela

2- Nisy koa ireo tsy mba nankalaza
Ny nahaterahan'ilay zaza
Fa ninia tsy nahalala ny fisiany
Fa nanohy hatrany re ny diany
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Antoko Mpihira MORIA
Visites : 130
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : tokyrajoelison
Date : 16/10/2025 15:40
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0893