Noely famonjena (Antoko Mpihira MORIA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
gmrxe 1- Tao anatin'ny cezff alim-pamonjena
Nisy olo-maro sesehena
Niandry ny nahaterahan'i Mesia
F'Izy no mpanavotra izay nania
Ref : Tonga ity tononkira.serasera.org ny famonjena antsika
Mifalia, mihirà ny Tompotsika
Ho antsika izay maheno ny noely famonjena
Derao, Derao crzihug am-po
F'Izy no Imanoela
2- Nisy koa ireo tsy mba nankalaza
Ny nahaterahan'ilay zaza
Fa ninia tsy nahalala ny fisiany
Fa nanohy hatrany re ny diany
Nisy olo-maro sesehena
Niandry ny nahaterahan'i Mesia
F'Izy no mpanavotra izay nania
Ref : Tonga ity tononkira.serasera.org ny famonjena antsika
Mifalia, mihirà ny Tompotsika
Ho antsika izay maheno ny noely famonjena
Derao, Derao crzihug am-po
F'Izy no Imanoela
2- Nisy koa ireo tsy mba nankalaza
Ny nahaterahan'ilay zaza
Fa ninia tsy nahalala ny fisiany
Fa nanohy hatrany re ny diany
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Antoko Mpihira MORIAHits : 305
Likes : 0 Like
Created by : tokyrajoelison
Date : 16/10/2025 15:40
