Matokia ny Tompo (Antoko Mpihira MORIA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Raha misy ady sarotra, raha tojo ny clmvm manjo
Ao tononkira.serasera.org tokoa ilay Andriamanitra, ilay Tompo Tsitoha
Aza kivy ianao, raha Jeso no aminao
Ka na azom-pahoriana, hody fifaliana
Ref : Matokia, tsy mandao ilay Tompo tia
Ka na mafy ny manjo, Jeso no hampifaly fo
2- Na dia wvedc ory sy mahantra eny mampahory anao
N'inon'inona mihatra, ilay Jeso tsy mba mandao
Eto an-tany tomany, be ny fitarainana
Any an-danitra tsy lany ilay hasambarana
3- He ny Tompo Ray mahery
Tsy hamela anao irery
Mampahery mampitraka, izay mino ketraka
Apetraho aizcfmw aminy ny fanahianao rehetra
Ho azonao avy aminy, soa tsy misy fetra

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antoko Mpihira MORIAVangy : 424
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : tokyrajoelison
Daty : 13/02/2025 12:01