Matokia ny Tompo (Antoko Mpihira MORIA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Raha misy ady sarotra, raha tojo ny manjo
Ao tokoa ilay Andriamanitra, yztnk ilay Tompo Tsitoha
Aza kivy ianao, raha Jeso no aminao
Ka na azom-pahoriana, hody fifaliana
Ref : Matokia, tsy mandao ilay Tompo rwlpppqj tia
Ka na nfrubig mafy ny manjo, Jeso no hampifaly fo
2- Na dia ory sy mahantra eny mampahory anao
N'inon'inona mihatra, ilay Jeso tsy mba mandao
Eto an-tany tomany, be ny fitarainana
Any an-danitra tsy lany ilay hasambarana
3- He ny Tompo Ray mahery
Tsy hamela anao irery
Mampahery mampitraka, izay mino ketraka
Apetraho aminy ny fanahianao rehetra
Ho azonao avy aminy, tononkira.serasera.org soa tsy misy fetra

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Antoko Mpihira MORIAVisites : 374
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : tokyrajoelison
Date : 13/02/2025 12:01