Mandondona ao am-po (Antoko Mpihira MORIA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fa indro izao toa mitalaho
Mandondona hoe mba vohay re
Nihodina ianao, hoe fiza izao
Tsy iza no ao fa Jeso Mpamonjy anao
Indro tonga padcedt mandondona ao am-po Ampandrosoy fa aza mafy fo
Tsy iza nyakh fa Jeso Mpanavotra zay mitondra fiainana
F'izay mendrika no hitoeran'ny tena fiadanana
Nanetry tena ry Jeso soa
Fa fandavan-tena ny hanao soa
Maniry ny hamelona anao
Koa mba omeo ny fonao ho Azy izao
Indro tononkira.serasera.org tonga fciklz ...

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antoko Mpihira MORIAVangy : 386
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : tokyrajoelison
Daty : 16/02/2025 09:14