Mandondona ao am-po (Antoko Mpihira MORIA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fa indro izao toa mitalaho
Mandondona hoe mba zcghfv vohay re
Nihodina ianao, hoe fiza izao
Tsy iza no ao fa Jeso Mpamonjy anao
Indro tonga mandondona ao am-po Ampandrosoy fa aza mafy fo
Tsy iza fa Jeso Mpanavotra zay mitondra fiainana
F'izay mendrika no tononkira.serasera.org hitoeran'ny tena fiadanana
Nanetry tena ry Jeso soa
Fa fandavan-tena dauxfamw ny hanao soa
Maniry bdda ny hamelona anao
Koa mba omeo ny fonao ho Azy izao
Indro tonga ...

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Antoko Mpihira MORIAHits : 460
Likes : 0 Like
Created by : tokyrajoelison
Date : 16/02/2025 09:14